Voices

An interview with Professor Dominik Zaum from the University of Reading

Famaritana sy ohatra ahitana ”hybridation”

Mamaritra ny hybridity i Profesora Dominik Zaum avy ao amin’ny Oniversiten’ny Reading ao amin’ity horonantsary ity. Ambarany fa amin’ny ankapobeny izy io dia mampiseho ny toetran’ny rafitra ara-politika iray, indrindra fa ny fenitra ao aminy. Izany rafitra izany dia maneho ny fenitra sy ny tombontsoa avy amina antoko maro isan-karazany. Amin’ny lafiny iray dia endrika miofo izay isehoan’ny fomba fijery madio sy hevitra indraindrain’ny lamina ara-politika iray ny hybridité.”

Ankoatra izany, dia manoro hevitra izy fa mahazatra, ary miharihary ny fahitana fa “hybride” ny lamina ara-politika iray, satria ny lamina ara-politika rehetra dia ifampiraharahana, sy iverenana ifampiraharahana hatrany, tsy mari-toerana izy araka izany. Vao mainka marina izany ho an’ny vanim-potoana aorian’ny ady izay mora isehoam-piovaovana.  Manoloana izany rehetra izany, hoy izy dia tsy mahagaga araka izany ny fahitana fa tsy maneho ny lasitra ara-teknikan’ireo andrim-panjakana iraisampirenena ny zava-misy eny ifotony fa maneho kosa ny ady varotra politika tsy mirindra, izay vokatry ny fifanarahana amin’ireo mpanao politika eo an-toerana.

Manome ohatra roa ihany koa izy izay nisy ny fizotry ny hybridation. Miresaka momba ny fifanenjanana eo amin’ny lalàna iraisampirenena eo andaniny, indrindra fa ny lalàna iraisampirenena momba ny zon’olombelona, sy ny lalàna nentim-paharazana etsy ankilany. Miresaka momba ny tranga iray manan-danja teo amin’ny sehatry ny filaminana sy ny fanorenana fanjakana tany Timor Leste izy. Niezaka ny hametraka rafi-pitsarana ara-dàlana ny firenena mikambana saingy tsy nanana fahafahana tanteraka hampihatra ity rafitra ity haingana dia haingana izy. Nifampikasoka teny ary niara-nisy tamin’ireo endri-dàlana nentim-paharazana, izay mifantoka betsaka amin’ny andraikitra iombonana, ny fanalalanana sy ny onitra, mihoatra noho ny amin’ny endrika fitsarana hafa. Niseho tamin’izany anefa ny fifandirana lehibe teo amin’ny fitsipika ara-dalàn’ny zon’olombelona eo andaniny, sy ny lalàna nenti-paharazana teo ankilany, teo amin’ny resaka miralenta sy ny anjara asan’ny lehilahy sy ny vehivavy ohatra.

Ny mahaliana amin’ny dingan’ny « hybridation » hoy izy dia : amin’ny lafiny iray, tsy voatery hifanaraka fa mifampikasoka, ary mifanditra amin’ny lafiny samihafa aza ireo fenitry ny lalàna nentim-paharazana sy ny an’ny làlana iraisam-pirenena mikasika ny zon’olombelona ireo. Eo koa anefa ny momba ny fahafaha-manatanteraka. Tonga ho manan-danja tokoa io satria tsy nisy mihitsy ny fahafahana nametraka feno ny rafitra ara-dalàna sy ny fanjakana tan-dalàna. Amin’ny lafiny iray hafa, dia nameno hatrany ny banga na nifaninana tany amin’ireo toerana niezahan’ny fiarahamonina iraisampirenena nametrahana io rafitra ara-dalàna io ny lalàna nentim-paharazana. Izay famenoan’ny lalàna nenti-paharazana izay ny banga any amin’izay tsy ahitana ny fanjakana izay dia endrika lehibe isehoan’ny « hybdridité ». Manomboka mampivoitra ireo toerana izay isehoan’ny fifampiraharahana sy ny fiverimberenan’izany eo amin’ny roa tonta io. Tsy voatery ny rafi-panjakana  lehibe io fa mazàna aza ny zava-misy andavanandro.

Ny ohatra faharoa mahaliana asehony eto dia ny momba ny fandrafetana ny andrim-panjakana.  Ohatra iray tena tsara ny any Afghanistan sy ny andraikitry ny Loyia jirga, izay karazana komity ofisialy nentim-paharazana. Misy fanontaniana roa mahaliana hoy izy mikasika ny fisian’ny hybridité amin’izany. Ny voalohany dia ny andraikitry ny Loyia Jirga, izay karazana rafitra nentim-paharazana hamahàna ny fifandirana na hametrahana fitsipika anatina rafitra misy lalàm-panorenana, ary ahoana no hampifanarahana azy roa ireo, indrindra rehefa mihoatra ny maha-zavatra manokana anatin’ny fotoana azy ny fananganana ilay komity fa omena anjara andraikitra maharitra ao anatin’ny raharaha politikany Loya Jirga.

Ny faharoa, dia momba ny maha-mpikambana ao  amin’ny Loya Jirga, hatraiza no tokony hanehoan’izy ireo ny fenitra entin’ny  fiarahamonina iraisampirenena ho amin’ny fandriampahalemana sy ny fananganana fanjakana, sa tokony hisy ny fandraisana anjaran’ireo foko isan-karazany. Ary amin’ny lafiny marindrano, tokony hampidirina ve ny vehivavy, ireo vondrona tsy hita taratra firy, na voahilika tamin’ny fiainam-pirenena, toy izay hita amin’ny firenena maro? Sa ve tokony haneho fenitra nenti-paharazana kokoa, izay mpianady no mpisehatra eo amin’ny fifandraisam-pahefana misy ao anatiny? Misy zavatra maro samihafa izay mifampikasoka ao hoy izy.

Mahaliana ny mijery akaiky ireo sehatra ireo satria, ao anatin’ny dingan’ny “hybridation”, dia mahita ny fihetsiketsiky ny politika sy ny fahefana isika, tsy toy ny singa roa samy hafa, dia ny avy any ivelany sy ny eo an-toerana ihany, fa afaka mamakafaka ireo isika ka mahita ny fananan’ny fiarahamonina iraisampirenena tombotsoa tandrovana samihafa, ary maneho fitsipika isan-karazany. Ary na ireo mpisehatra ara-politika avy eo an-toerana, na dia misehatra ao anatina rafitra iraisana ara-dalàna az izy ireo dia manana tombontsoa tandrovana samihafa ihany koa.  Manasongadina ny fifampiraharahana, tsy eo amin’ny avy any ivelany sy ny eo an-toerana ihany, fa avy ao anatin’ny tsirairay ireo dingana ireo.

Definition and examples of hybridation processes

In this video, Professor Dominik Zaum from the University of Reading defines hybridity. He explains that at the most basic, it is the nature of a political order, in particular its norms, its institutions which reflect the norms and interests of multiple and different parties. It is a compromised version of a pure or idealized notion of a particular political order.
He suggests that as an observation that a political order is hybrid is banal and obvious, any political order is constantly negotiated and renegotiated, is not fixed and that is even more so true for post-conflict contexts which tend to be more fluid. The reality on the ground does not reflect the technocratic blueprints of international institutions. Hence, the messy political bargains that arise from the engagement with local political actors therefore should not come as a surprise.
In view of all of this, he says that it is really helpful to focus on hybridisation as a process rather than hybridity as an outcome because hybridity as an outcome is quite banal. He explains that when we start to look at hybridization as a process it shifts the gaze towards both the actors but also the nature of their interactions and the political and power dynamics between them.
Professor Zaum also gives two examples in which there have been hybridization processes. He talks about the tensions between international law in particular forms of international human rights law on the one hand, and traditional law on the other. In the case of peace and state building in East Timor for example, the UN mission tried to set up a formal legal system as it but lacked the capacity to implement this across the country. The norms rubbed along and existed alongside traditional forms of law which focused very much on collective responsibility, on mediation or compensation rather than other notions of justice and where there were quite significant conflict between the principles of formal human rights law on the one hand and traditional law in the other especially for example with regards to gender and gender roles.
He explains that the idea of traditional law and traditional institutions filling the gaps where the state is absent is really an important aspect of the reality of hybridity and it starts to highlight the places where this negotiation and renegotiation between the two continues to take place. It is very often the everyday not necessarily the big formal institutions.
Another example he gives focuses on institutional design in Afghanistan and the role of the Loyia jirga. The latter is a kind of formal and traditional assemblies. He explains there are two interesting questions in that case. The first one is what is the role of the Loyia Jirga, a kind of traditional mechanism of conflict resolution of rule-making in a kind of form of constitutional framework and how one tries to reconcile those two especially when you move beyond the moment of a kind of constitutional assembly is a sort of one off event but give the Loya Jirga a more regular role in the ongoing political process.
Second, there is the question around the membership of these Loya Jirgas, to what extent should they reflect the kind of norms that the international community brings to peace and statebuilding or should there be a representation of all different ethnic groups and horizontally, should it be inclusive of women, of under-represented groups and groups traditionally marginalized in the policy process in so many countries. Or should it really just reflect more traditional norms, existing power relations reflecting the war lords, there is a range of different things that rub against each other.
He suggests that there are areas of interest to look at because here in this hybridization process, one can see the political and the power dynamics and importantly we don’t see them as a dyad between the local and the international but they allow us to disaggregate those, that both the international community or the international presence has a multiple interests and to some extent represents and reflects multiple normative frameworks but in particular also local political actors even if they act in a relatively common normative framework and very varying interests. These processes highlight the negotiations not just between the locals and the internationals but also within them.

Définition et exemples de processus d’hybridation

Dans cette vidéo, Professeur Dominik Zaum de l’Université de Reading définit l’hybridité. Il explique qu’ à la base elle peut être definie comme la nature d’une structure d’un ordre politique, en particulier ses normes, ses institutions qui reflètent les normes et les intérêts de multiples et différentes parties. Dans un sens, c’est une version compromise d’une notion pure ou idéalisée d’un ordre politique particulier.

Il suggère que, l’observation qu’un ordre politique est hybride est banale et évidente, tout ordre politique est constamment négocié et renégocié, n’est pas fixe, et c’est d’autant plus vrai pour les contextes post-conflits qui ont tendance à être plus fluides. Compte tenu de tout cela, il dit qu’il n’est pas étonnant de constater que   la réalité sur le terrain ne reflète pas les schémas technocratiques des institutions internationales mais plutôt les négociations politiques désordonnées qui découlent de l’engagement avec les acteurs politiques locaux.

Il donne également deux exemples dans lesquels il y a eu des processus d’hybridation. Il parle des tensions entre le droit international, en particulier les formes de droit international des droits de l’homme, d’une part, et le droit traditionnel, d’autre part. Par exemple, dans le cas de la paix et du renforcement de l’État au Timor Oriental où la mission de l’ONU a essayé de mettre en place un système juridique formel mais n’a pas la capacité de mettre en œuvre ce système dans tout le pays et très rapidement ce système juridique formel, avec une capacité limitée. Ces normes se sont frottés à d’autres formes de droits traditionnels qui se concentrent beaucoup sur la responsabilité collective, la médiation ou l’indemnisation plutôt que sur d’autres notions de justice et où il existe un conflit assez important entre les principes du droit formel des droits de l’homme d’une part et du droit traditionnel d’autre part, en particulier par exemple en ce qui concerne  le genre et les rôles de genre.

Il explique que l’idée de droit traditionnel et d’institutions traditionnelles comblant les lacunes où l’État est absente est vraiment un aspect important de la réalité de l’hybridité et elle commence à mettre en évidence les endroits où cette négociation et cette renégociation entre les deux continuent d’avoir lieu. C’est très souvent au niveau de la vie quotidienne pas nécessairement au sein des grandes institutions formelles.

Un autre exemple qu’il donne se concentre sur la conception institutionnelle en Afghanistan et le rôle de la Loyia jirga. Ce dernier est une sorte d’assemblées formelles et traditionnelles. Il explique qu’il y a deux questions assez intéressantes dans ce cas. La première est le rôle de la Loyia  Jirga, une sorte de mécanisme traditionnel de résolution des conflits ou d’élaboration de règles dans une sorte de cadre constitutionnel et comment essayer de concilier ces deux- surtout lorsque vous allez au-delà de la constitution de l’assemblée comme un événement ponctuel et donner à la  Loya Jirga un rôle plus régulier dans le processus politique en cours.

Et puis, bien sûr, il y a la question de l’appartenance à la Loya  Jirga, dans quelle mesure devraient-elles refléter le type de normes que la communauté internationale apporte à la paix et à  l’édification de l’État ou devrait-il y avoir une représentation de tous les différents groupes ethniques, horizontalement, devrait-elle inclure les femmes, les groupes sous-représentés et les groupes traditionnellement marginalisés dans le processus politique dans tout le pays. Ou devrait-il vraiment refléter des normes plus traditionnelles, des relations de pouvoir existantes reflétant les chefs de guerre, il y a une gamme de choses différentes qui se frottent les unes contre les autres.

Il suggère qu’il y a des domaines d’intérêt à examiner car ici, dans ce processus d’hybridation, nous pouvons voir les politiques et la dynamique et, surtout, nous ne les voyons pas comme une dyade entre le local et l’international, mais ils nous permettent de désagréger le fait que la communauté internationale ou la présence internationale a des intérêts multiples et, dans une certaine mesure, représente et reflète de multiples normes mais en particulier aussi, les acteurs politiques locaux même s’ils agissent dans un cadre normatif relativement commun ayant des intérêts variés. Ces processus mettent en évidence les négociations  non seulement entre les locaux et les internationaux, mais aussi au sein de ceux-ci.

Tombontsoa azo amin’ny fandalinana ny fizotran’ny “hybridation”

Milaza amintsika bebe kokoa momba ny tombontsoa azo avy amin’ny fandalinana ny fizotran’ny hybridization amin’ny fandriampahalemana sy ny ady Profesora Dominik Zaum eto amin’ity horonantsary ity. Manazava izy fa manala ny fijerintsika hiala amin’izay  vokatra ho amin’ny fandehan’ny lafiny politika sy ny fahefana ny fifantohana amin’ny fizotry ny “Hybridation”. Ahafahantsika mamakamafaka ny amin’izay tena dikan’ny hoe “avy eo an-toerana na ifotony” izany. Ary heveriny fa lafiny iray manan-danja izay mendrika ny hisarihana ny saintsika izany.

Manasongadina zavatra roa manokana izany araka ny heviny. Voalohany, mampiseho izany fa ny fanamafisana orina ny filaminana sy ny disadisa dia fizotra politika izay isehoana ady varotra mandrakariva. Noho izany, mba hahatakarantsika ny vokatra, dia ilaintsika ny mahazo an’ireo fizotra ireo, ary izany indrindra no atao hoe “Hybridation”. Raha mamindra ny fijerintsika ho amin’ny mpiantsehatra sy ny rafitra, ary ny fomba andrafetany ny dingana ifampiraharahany isika, dia amin’izay vao manomboka mahazo ny fiantraikany eo amin’ny vokatra sy ny toetry ny rafitra politika hybride.

Hazavainy ihany koa ny antony maha-zava-dehibe ny foto-kevitra momba ny hybridity amin’ny fanaovana politika sy ny tombontsoa ho an’ny mpanao politika raha mandinika izany ao amin’ny fandaharan’asany. Tsy mino izy hoe afaka manao tetikasa ho an’ny “hybridité” na fandaharan’asa ho an’ny  hybridation isika. Nefa kosa dia zava-dehibe ho an’ny fandalinana ny fanaovana tetikasa tsara omana ny fanekena ny fisian’ny endrika mifangaro eo amin’ny lamina ara-politika sy ny fihetsiketsehana izay mikasika izany.

Eo amin’ny ambaratonga lehibe izay hamolavolana paikady,  dia tsy maintsy ekentsika ny famolavolan’ireo dingana fifampiraharahana miverimberina ireo amin’ny vokatra sy ny safidy misy eo amin’ny andrim-panjakana. Noho izany, dia tsy misy fandikana mivantana ny lasitra ara-panjakana iray ho tahirin-kevitra ary ampiharina avy hatrany amin’ny zava-misy fa misy toe-javatra izay mifamahofaho eo anelanelan’ireo. Mila manaiky izany dieny eo am-panombohana isika rehefa miditra amin’ireo dingana ireo. Isan’izany ny hetaheta iombonana mikasika ny vokatra andrasana.

Faharoa, dia azontsika jerena ny eo amin’ny ambaratongan’ny fanatanterahana ny asa izany. Ilain’ireo fandaharan’asa ny mijery an’ireo toe-javatra mifamahofaho ireo, sy ny  fihetsiketsika ara-politika sy ara-kery mba ahafahana mifandray aminy. Tsy azontsika atao araka izany ny manao tetikasa, ka manao an’ireo zavatra ho toy ny tsy misy fa ilaintsika ny mihevitra azy ireo eo am-panomanana tetikasa. Fahatelo, ilaintsika ny manaiky sy miaiky fa tsy  tokony hahataitra ny “hybridation”, fa zavatra miseho mandrakariva izany. Ary tsy olana ho azy  izany, satria ny lamina rehetra misy dia manana endrika mifangaro na hybrides avokoa.

Mety hanimba, na koa hiantraika amin’ny lafiny ara-politika, ara-tsosialy, na ara-toekarena izany, satria manohy na manamafy aza ny fanilikilihana ny vondrona sasany . Tsy vokatry ny hybridation loatra anefa izany, fa noho ny toetry ny fihetsiketsika politika izay lafika ao ambany. Ireo no ilaintsika itodihana, fa tsy ny fanomezan-tsiny na ny fanindrahindrana ny hybridation.

The benefits of studying hybridization processes

In this video, Professor Dominik Zaum from the University of Reading tells us more about the benefits of studying processes of hybridization in peace and conflict. He explains that focusing on hybridization shifts our gaze away from outcomes towards processes and towards the political and power dynamics. Doing so allows us to disaggregate what the local actually means.

It highlights that both peacebuilding and conflict itself are deeply political processes of constant bargaining of negotiation and re-negotiation. To understand the outcomes, we need to understand these processes and ultimately this is what hybridisation is all about. And if we shift our gaze towards actors but also the institutions and how they shape bargaining processes, then we really start to understand how they affect the outcomes and the nature that hybrid political orders will take.

He also explains why the concept of hybridity is relevant in policy-making and the benefits for policy-makers to consider it in their programming. He does not think we can program for hybridity or program for hybridization. But recognizing the hybrid nature of political orders and the dynamics that underpin them is really important for the analysis of informed programming.

At the macro and strategic level, there has to be a recognition that these processes of negotiation and re-negotiation shape the outcomes and institutional choices. So there is not a direct translation an institutional blueprint in a policy document towards reality on the ground but there is a messy reality that happens between those. Then we just have to recognize right from the start when we embark on these processes. Not least the shared expectations with regards to the ambitions of the outcome.

We can also look at this at the operational level. Programs need to take this messy reality into account and understand the political and power dynamics to engage with them. We cannot just program as these things don’t exist but need to take these into account when developing our programs.

Finally, we need to just accept and recognize that hybridization is not surprising, that it happens all the time, and it is not a problem in itself, all orders are in some forms hybrid, whether the form they take is detrimental and has come at significant political, economic, and social cost to certain groups for example because it continues or even enhances the marginalization of certain groups, that is not a consequence of hybridization as such but of the nature of the underlying political dynamics. And these are those we need to try to engage with and address rather than bemoan or celebrate hybridization.

Les avantages d’étudier des processus d’hybridation

Dans cette vidéo, le professeur Dominik Zaum de l’Université de Reading nous en dit plus sur les avantages d’étudier les processus d’hybridation dans la paix et les conflits. Il explique que se concentrer sur l’hybridation détourne notre regard des résultats vers les dynamiques politique et de pouvoir et nous permet de désagréger ce que le local signifie réellement. Il pense que c’est vraiment un aspect important qui mérite notre attention.

Il souligne que la consolidation de la paix et le conflit eux-mêmes sont des processus profondément politiques impliquant une négociation constante et de re-négociation. Ainsi, pour comprendre les résultats, nous devons comprendre ces processus et, en fin de compte, c’est ce qu’est l’hybridation. Et si nous déplaçons notre regard vers les acteurs, mais aussi vers les institutions et la façon dont elles façonnent les processus de négociation, alors nous commençons vraiment à comprendre comment ils affectent les résultats et la nature que prendront les ordres politiques hybrides.

Il explique également pourquoi le concept d’hybridité est pertinent dans l’élaboration des politiques et les avantages pour les décideurs de le prendre en compte dans leur programmation.Il ne pense pas que nous puissions programmer pour l’hybridité ou programmer pour l’hybridation. Mais reconnaître la nature hybride des ordres politiques et la dynamique qui les sous-tend est vraiment important  pour l’analyse d’une programmation bien éclairée.

Au niveau macro et stratégique, il  faut  reconnaître que ces processus de négociation et de re-négociation façonnent les résultats et les choix institutionnels. Il n’y a donc pas de traduction directe d’un plan institutionnel dans un document de politique publique vers la réalité sur le terrain, mais il y a une réalité désordonnée qui se produit entre ceux-ci. Ensuite, nous devons simplement reconnaître dès le début lorsque nous nous lançons dans ces processus. Notamment, les attentes partagées en ce qui concerne les ambitions des résultats qu’on attend.

Nous pouvons examiner cela au niveau opérationnel. Les programmes doivent tenir compte de cette réalité désordonnée et comprendre la dynamique politique et de pouvoir pour bien s’engager.  Nous ne pouvons donc pas simplement programmer comme si ces choses n’existaient pas, mais nous devons en tenir compte lors du développement de nos programmes.

Et enfin, nous devons simplement accepter et reconnaître que l’hybridation n’est pas surprenante, qu’elle se produit tout le temps, et ce n’est pas un problème en soi, tous les ordres sont sous certaines formes hybrides, que la forme qu’ils prennent soit préjudiciable et ait eu un coût politique, économique et social important pour certains groupes, par exemple parce qu’elle continue ou même renforce la marginalisation de certains groupes.  ce n’est pas une conséquence de l’hybridation en tant que telle, mais  de la nature de la dynamique politique sous-jacente. Et nous devons payer attention à ce dernier plutôt que de déplorer ou de célébrer l’hybridation.

Hybricon  Mada
Hybricon Mada4 months ago
🇲🇬 🌐 Manasa antsika rehetra indray izahay hihaino ny laharana faha-10 amin'i Tafa Milamina, ilay fandaharana amin'ny onjam-peo vokarin'i Hybricon Madagascar sy ny Studio Sifaka , izay mitrandraka ny fifampikasohan’ny eto Madagasikara amin’ny any ivelany, sy ny fiantraikan'izany eo amin'ny fisian’ny disadisa
📅 Amin'ny 27 Janoary 2024, no fotoana ao anatin’ny fandaharan’ny studio Sifaka, manerana ny tambazotran’ny onjam-peo miara-miasa aminy.
🌍 Miverimberina ny krizy politika eto Madagasikara ary mandray anjara amin’ny famahana ireny krizy ireny ny avy amin’ny iraisam-pirenena. Ankoatra izay, dia miteraka adihevitra ny fanambarana nataon’ny iraisam-pirenena taorian'ny fifidianana filoham-pirenena Malagasy 2023 noho ny tsikera maro momba ny fizotry ny fifidianana.
🎙 "Inona no fetran'ny firotsahan'ireo mpisehatra iraisampirenena amin'ny famahana ny fifandirana eto Madagasikara?" Io no lohahevitra horesahana ao anatin’ny fandaharana
👥 ireto avy ny mpandray anjara :
1.Ketakandriana Rafitoson, talen'ny Transparency International - Initiative Madagascar
2.Niels Marquardt, masoivohon'i Etazonia, niasa teto Madagasikara teo aloha
3.Maka Alphonse, Filohan'ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy teo aloha
🔍 Aza adinoina ny fanadihadiana avy amin’ny ekipa Hybricon momba ity lohahevitra ity.
Rahampitso izany ny fotoanantsika ao anatin’ny Tafa Milamina!
#TafaMilamina #ConflitsMadagascar #ProcessusDePaix #Hybridité #Madagascar #International
-----------------
🇬🇧 Do not miss the 10th episode of Tafa Milamina, the radio broadcast produced by Hybricon and Studio Sifaka, exploring processes of hybridisation and their impacts on conflicts in Madagascar.
📅 On January 27, 2024, don't miss this special edition broadcast on Studio Sifaka, across its network of partner radios.
🌍 Faced with the recurrence of political crises in Madagascar and the intervention of international actors in mediation, an engaging conversation is anticipated. The contested stance of the international community after the 2023 Malagasy presidential election fuels discussions, due to criticisms of the electoral process.
🎙 The topic of this episode? "What are the limits of international actors' intervention in resolving conflicts in Madagascar?"
👥 Our speakers:
1.Ketakandriana Rafitoson, Director of Transparency International - Initiative Madagascar
2.Niels Marquardt, former U.S. Ambassador to Madagascar
3.Maka Alphonse, former President of the Council for Fampihavanana Malagasy
🔍 Don't miss the in-depth analysis by the Hybricon team on this issue.
Join us tomorrow! #TafaMilamina #ConflictsMadagascar #PeaceProcess #Hybridity #Madagascar #International
—————-
🇫🇷 Nous vous annonçons le 10e épisode de Tafa Milamina, l’émission radio produit par Hybricon et le studio Sifaka, et qui explore les phénomènes d'hybridité et leurs répercussions sur les conflits à Madagascar
📅 Le 27 janvier 2024, ne manquez pas cette édition spéciale diffusée dans l’émission du studio Sifaka , sur tout le réseau de ses radios partenaires.
🌍 Face à la récurrence des crises politiques à Madagascar et à l'intervention des acteurs internationaux dans la médiation, une conversation animée s'annonce. La prise de position contestée de la communauté internationale après l'élection présidentielle malgache de 2023 alimente les discussions, en raison des critiques sur le processus électoral.
🎙 Le sujet de cette émission? "Quelles sont les limites de l'intervention des acteurs internationaux dans la résolution des conflits à Madagascar?"
👥 Nos intervenants:
1.Ketakandriana Rafitoson, Directeur de Transparency International - Initiative Madagascar
2.Niels Marquardt, ancien ambassadeur des États-Unis à Madagascar
3.Maka Alphonse, ancien président du Conseil pour le Fampihavanana Malagasy
🔍 Ne manquez pas l'analyse approfondie de l’équipe Hybricon sur cette question.
A demain!
#TafaMilamina #ConflitsMadagascar #ProcessusDePaix #Hybridité #Madagascar #International Cdt: Studio Sifaka, Oslo Freedom Forum
Hybricon  Mada
Hybricon Mada7 months ago
MG
🗳 Ao anatin'ity fandaharana fahasivy novokarin'i Hybricon Madagascar sy Studio Sifaka ity, hitrandraka ny momba ny fifidianana sy ny anjara asany amin'ny famahana ny krizy ara-politika isika, araka fomba fijerin’ireo mpanohana ny fandriampahalemana liberaly. Lohahevitra iray izay resahana amin'izao fotoana izao izany. Nandray anjara tamin'ny fandriampahalemana teto Madagasikara tokoa ve ny fifidianana? Izany no fanontaniana hapetraka amin’ireo vahinin’ny fandaharana
🌐 Handre ny solontenan'ny EISA ianareo, izay hanazava ny fidiran'ny mpiantsehatra iraisam-pirenena an-tsehatra amin'ny fikarakarana fifidianana aoriana krizy politika
🎙 Dr. Chantale Ramanankasina, mpampianatra lalàna eny amin'ny Oniversiten'Antananarivo, sy i Atoa Nathan Raherivelo, mpanao gazety ara-toekarena, no handray anjara amin’ny adihevitra ao anatin’ny fandaharana
🌍 Ny ekipan'ny tetikasa Hybricon kosa dia hitondra ny fandalinany momba ny fifandraisana misy eo amin'ny krizy nisesy teto Madagasikara sy ny zava-misy ankehitriny, mifandraika amin'ny fifidianana.
Aza adinoina ary ity fandaharana mahaliana manaraka ity.
🌟 #TafaMilamina #Élections #Paix #Madagascar
________
ENG
🎙 Join us this weekend, on Saturday, October 28th, or Sunday, October 29th, as we tune in to Sifaka Studio's partner radio network for the next episode of "Tafa Milamina," the captivating show brought to you by Hybricon in collaboration with Studio Sifaka 📻
🗳 In this ninth episode, we'll be diving deep into the intriguing world of electoral issues and their pivotal role in resolving political crises, a concept championed by proponents of liberal peace. It's a topic that's currently at the forefront of discussions, and we aim to answer the burning question – have elections truly contributed to establishing peace in Madagascar? We'll be posing this crucial question to our esteemed panel of guests.
🌐 You can expect to hear insights from the representative of EISA, shedding light on the international community's involvement in post-electoral political crises.
🎙 Our guests for the day are none other than Dr. Chantale Ramanankasina, a distinguished professor of public law at the University of Antananarivo, and Nathan Raherivelo, an economics specialist. Get ready for thought-provoking perspectives and lively debates that promise to be both engaging and enlightening.
🌍 Lastly, the Hybricon project team will provide their analysis in the closing segment, exploring the links between past crises in Madagascar and the current situation related to elections. A conclusion that promises to be captivating.
Don't miss this information-packed radio broadcast. 🌟 #TafaMilamina #Elections #Peace #Madagascar

_______
FR
🎙 Rejoignez-nous ce samedi 28 octobre ou dimanche 29 octobre aux heures de l'émission du studio Sifaka, sur tout son réseau de radios partenaires, pour un autre numéro de "Tafa Milamina," l’émission produite par Hybricon en collaboration avec le Studio Sifaka. 📻
🗳 Au cœur de cette neuvième émission, nous explorerons les enjeux électoraux et leur rôle dans la résolution des crises politiques, tel que prôné par les partisans de la paix libérale. Un thème au cœur des discussions actuellement. Les élections ont-elles réellement contribué à instaurer la paix à Madagascar ? C'est la question cruciale que nous poserons à nos invités.
🌐 Vous entendrez l'intervention du représentant de l'EISA, qui éclairera sur l’intervention de la communauté internationale dans les crises politiques post-électorales.
🎙 Nos invités du jour sont le Dr. Chantale Ramanankasina, professeur de droit public à l'Université d'Antananarivo, et Nathan Raherivelo, spécialiste en économie. Attendez-vous à des perspectives éclairantes et à un débat animé.
🌍 Enfin, l'équipe du projet Hybricon apportera son analyse en clôture d'émission, explorant les liens entre les crises antérieures à Madagascar et la situation actuelle liée aux élections. Une conclusion qui promet d'être captivante.
Ne manquez pas cette émission riche en informations . 🌟 #TafaMilamina #Élections #Paix #Madagascar
Hybricon  Mada
Hybricon Mada9 months ago
🇲🇬 🎙 Salama daholo o, manasa anao izahay hihaino an’i Tafa Milamina, ilay fandaharana izay mandinika ny fifampikasohan’ny avy eto an-toerana sy ny any ivelany ary ny fiantraikan’izany amin’ny fisian’ny disadisa eto Madagasikara. 🌍✨
📻 Fandaharana faha- 8 ity hivoaka amin’ity herinandro ity, izay iarahan’i Hybricon Madagascar mamokatra amin’ny Studio Sifaka
📅 Daty: 26/27 Aogositra 2023 ⏰ fotoana: jereo eo amin’ny commentaires
Hifanakalo hevitra momba ny lohahevitry ny "Genre" na ny antsoin'ny maro miralenta isika amin’ity herinandro ity. Inona no tonga ao an-tsainao raha mandre izany hoe miralenta izany? Andao hiaraka handinika aminay ny miralenta ao anatin’ny resaka filaminana sy fandriampahalemana eto Madagasikara.
🔍 Ho renao anatin’ny fandaharana :
• Fandinihina ny fanapahan-kevitra 1325 izay noraisin’ ny Firenena Mikambana tamin’ny taona 2000, izay mamaritra ny fandraisana anjaran’ny vehivavy sy ny tovovavy amin’ny resaka filaminana sy fandriampahalemana.
• Fijerena ny drafitrasa nasionalin’i Madagasikara ho fanatanterahana io fanapahan-kevitra io.
🎧 ao anatin’io fandaharana io no handrenesantsika ny feon’ireo olom-pirenena avy amin’ny faritra samihafa momba ny fahafantarany ny hoe “miralenta.”.
💬 An-kafaliana koa no andraisanay an’ireo vahinin’ny fandaharana, Marie Marcelline Rasoloarisoa sy Johanessa Angola Gasy , izay hizara ny traikefany mikasika ny fampiharana ny miralenta tamina tetikasa samihafa notanterahana teto Madagasikara. Ao anatin’io fandaharana io ihany koa no handrenesantsika ny fandalinana avy amin’ny ekipa Hybricon momba ny fanatsarana ny fampiharana ny miralenta eto Madagasikara.
Amin’ny Asabotsy sy Alahady izao ao anatin’ny Tafa Milamina izany ny fotoana! 💡📢
-----------------
🇬🇧 🎙 Hello everyone, we invite you to tune into Tafa Milamina, the radio show exploring the interplay between local and international dynamics and their impacts on conflicts in Madagascar. 🌍✨
📻 Episode 8 of our series, produced by Hybricon and Studio Sifaka, is coming soon!
📅 Date: August 26, 2023 ⏰ Time: see the comments below
This week, let's open a dialogue on a crucial topic: "gender." What thoughts does this evoke for you? Join us for an in-depth analysis of gender within the context of peace and security in Madagascar.
🔍 On the agenda:
• Reflection on United Nations Security Council Resolution 1325 on Women Peace and Security, adopted in 2000.
• Spotlight on the Malagasy National Action Plan (NAP) to implement this resolution.
Don't miss out on this episode full of diverse perspectives! 🎧 You'll hear testimonials from citizens representing different regions of Madagascar, sharing their views on gender.
💬 We're delighted to welcome our special guests, @Marie Marcelline Rasoloarisoa and @Johanesa Angola gasy, who will share their inspiring experience on integrating gender into various projects in Madagascar. And be sure not to miss the analysis by the Hybricon team shedding light on practical and effective applications of the concept of gender in Madagascar.
See you this Saturday on Tafa Milamina! 💡📢
—————-
🇫🇷 🎙 Bonjour à toutes et à tous, nous vous invitons à écouter de Tafa Milamina, l'émission radiophonique qui explore les interactions entre le local et l'international et leur impacts sur les conflits à Madagascar. 🌍✨
📻 Cet Épisode 8 de notre série, en partenariat entre Hybricon et le studio Sifaka, arrive bientôt !
📅 Date : 26 août 2023 ⏰ Heure : à retrouver en commentaire
Cette semaine, ouvrons le dialogue sur un sujet crucial : le "genre". Quelles pensées cela évoque-t-il pour vous ? Rejoignez-nous pour une analyse approfondie du genre dans le contexte des enjeux de paix et de sécurité à Madagascar.
🔍 Au programme :
• Réflexion sur la résolution 1325 des Nations Unies sur les femmes, la paix et la sécurité, adoptée en 2000.
• Mise en lumière du Plan d'Action National malgache pour concrétiser cette résolution.
Ne ratez pas cet épisode riche en perspectives ! 🎧 Vous découvrirez les témoignages de citoyens issus de différentes régions de Madagascar, partageant leur vision du genre.
💬 Nous sommes ravis d'accueillir nos invitées spéciales, @Marie Marcelline Rasoloarisoa et @Johanesa Angola gasy, qui partageront leurs expériences inspirantes sur l'intégration du genre dans divers projets à Madagascar. De plus, ne manquez pas l'analyse de l’équipe Hybricon qui nous éclairera sur les applications pratiques et efficaces du concept de genre à Madagascar.
A samedi dans Tafa Milamina! 💡📢
Hybricon  Mada
Hybricon Mada10 months ago
☺👉 Thank you very much to our guests yesterday! You were amazing! ❤️
☺👉 Merci beaucoup à nos invités d'hier ! Vous étiez formidable! ❤️
Hybricon  Mada
Hybricon Mada10 months ago
When this happens, it's usually because the owner only shared it with a small group of people, changed who can see it or it's been deleted.
Hybricon  Mada
Hybricon Mada10 months ago