Hybricon radio broadcast: Tafa Milamina
Brought to you by:
TAFA MILAMINA
Our peace: living and building together in harmony
Miara-miasa amin’ireo fikambanana samihafa eo an-toerana izahay mba hamokatra sy hampivelatra ireo vokatra miantefa any aminâny rehetra. Tianay ho tonga any amin’ireo mpiantsehatra isan-karazany toy ny mpanao politika, tanora, mpianatra, zokiolona, olon-tsotra sy ny maro hafa koa ny valinâny fikarohana. Manana tantara hotantaraina izahay, misy izy ireny no fanahy iniana adinoina, eny fa na dia ireo fitantarana izany ary dia niniana nofafana tamin’ny fahatsiarovanâny vahoaka. Tsy mamokatra ny fiaraha-miasa eo amin’ireo mpiantsehatra avy any ivelany sy eo an-toerana raha tsy mampiditra ny feon’ny malagasy ho ao anatin’ny ezaka rehetra hananganana fandriampahalemana isika rehetra. Tsy maintsy mampiditra ny fiantraikan’ny fisianâny hybrida aminâ ny fandriam-pahalemana sy ny fifandirana isika eo amin’ny fanaovana politika fitantanana.
Ao anatin’izany ezaka izany, miara-miasa amin’ny Studio Sifaka izahay, ONG iray ao an-toerana mamokatra feo, lahatsary ary vokatra aminâny tranonkala natao manokana ho an’ny tanora. Nanangana ity singa ity ny Firenena Mikambana sy ny Fondation Hirondelle tamin’ny taona 2019. Ankehitriny, ONG Malagasy ny Studio Sifaka. Ao anatin’ity tetikasa ity, miara-miasa izahay ary mamokatra fandaharana amin’ny onjam-peo mifantoka amin’ny hybridite, ny fandriam-pahalemana ary ny fifandirana. Olona any aminâny faritra 20 manerana anâi Madagasikara no misitraka ny fandaharana vokarinay.
We are working with various local entities to produce and develop products accessible to the general public. We aim at reaching various actors such as policy-makers, youth, students, elders, politicians, everyday people and more. We have stories to tell, forgotten ones and even narratives which were intentionally erased from public and collective memories. The collaboration between external and local actors is not successful if we donât incorporate the voices of the Malagasy in all endeavours to build peace. Policy-making must be sensitive to the implications of hybridity in peace and conflict processes
In this endeavour, we partnered with Studio Sifaka, a local NGO producing media contents (audio, video and web) specifically designed for young people. The United Nations created this institution in 2019 in partnership with the foundation Hirondelle. Now, Studio Sifaka is a Malagasy NGO. In this project, we are working together to develop radio broadcasts focusing on hybridity, peace, and conflict and aired in 20 regions in Madagascar.
Nous travaillons avec diverses entitĂ©s locales pour dĂ©velopper des produits accessibles au grand public. Nous visons Ă atteindre divers acteurs tels que les dĂ©cideurs, les jeunes, les Ă©tudiants, les aĂźnĂ©s, les politiciens, les gens ordinaires et plus encore. Nous avons des histoires Ă raconter, des histoires oubliĂ©es et mĂȘme des rĂ©cits qui ont Ă©tĂ© intentionnellement effacĂ©s des mĂ©moires publiques et collectives. La collaboration entre les acteurs externes et locaux nâest pas fructueuse si nous nâintĂ©grons pas les voix des Malgaches dans tous les efforts pour construire la paix. LâĂ©laboration des politiques doit ĂȘtre sensible aux implications de lâhybriditĂ© dans les processus de paix et de conflit.
Dans cette entreprise, nous nous sommes associĂ©s Ă Studio Sifaka, une ONG locale produisant des contenus mĂ©diatiques (audio, vidĂ©o et web) spĂ©cialement conçus pour les jeunes. Les Nations Unies ont crĂ©Ă© cette institution en 2019 en partenariat avec la fondation Hirondelle. Aujourdâhui, Studio Sifaka est une ONG malgache. Dans ce projet, nous travaillons ensemble pour dĂ©velopper des Ă©missions de radio axĂ©es sur lâhybriditĂ©, la paix et les conflits et diffusĂ©es dans 20 rĂ©gions de Madagascar.
DEMOCRACY
COLONIALISMÂ
LAND CONFLICT AND MANAGEMENT
SOCIALISM
FOKONOLONA