Hybricon radio broadcast: Tafa Milamina
Brought to you by:
TAFA MILAMINA
Our peace: living and building together in harmony
Miara-miasa amin’ireo fikambanana samihafa eo an-toerana izahay mba hamokatra sy hampivelatra ireo vokatra miantefa any amin’ny rehetra. Tianay ho tonga any amin’ireo mpiantsehatra isan-karazany toy ny mpanao politika, tanora, mpianatra, zokiolona, olon-tsotra sy ny maro hafa koa ny valin’ny fikarohana. Manana tantara hotantaraina izahay, misy izy ireny no fanahy iniana adinoina, eny fa na dia ireo fitantarana izany ary dia niniana nofafana tamin’ny fahatsiarovan’ny vahoaka. Tsy mamokatra ny fiaraha-miasa eo amin’ireo mpiantsehatra avy any ivelany sy eo an-toerana raha tsy mampiditra ny feon’ny malagasy ho ao anatin’ny ezaka rehetra hananganana fandriampahalemana isika rehetra. Tsy maintsy mampiditra ny fiantraikan’ny fisian’ny hybrida amin’ ny fandriam-pahalemana sy ny fifandirana isika eo amin’ny fanaovana politika fitantanana.
Ao anatin’izany ezaka izany, miara-miasa amin’ny Studio Sifaka izahay, ONG iray ao an-toerana mamokatra feo, lahatsary ary vokatra amin’ny tranonkala natao manokana ho an’ny tanora. Nanangana ity singa ity ny Firenena Mikambana sy ny Fondation Hirondelle tamin’ny taona 2019. Ankehitriny, ONG Malagasy ny Studio Sifaka. Ao anatin’ity tetikasa ity, miara-miasa izahay ary mamokatra fandaharana amin’ny onjam-peo mifantoka amin’ny hybridite, ny fandriam-pahalemana ary ny fifandirana. Olona any amin’ny faritra 20 manerana an’i Madagasikara no misitraka ny fandaharana vokarinay.
We are working with various local entities to produce and develop products accessible to the general public. We aim at reaching various actors such as policy-makers, youth, students, elders, politicians, everyday people and more. We have stories to tell, forgotten ones and even narratives which were intentionally erased from public and collective memories. The collaboration between external and local actors is not successful if we don’t incorporate the voices of the Malagasy in all endeavours to build peace. Policy-making must be sensitive to the implications of hybridity in peace and conflict processes
In this endeavour, we partnered with Studio Sifaka, a local NGO producing media contents (audio, video and web) specifically designed for young people. The United Nations created this institution in 2019 in partnership with the foundation Hirondelle. Now, Studio Sifaka is a Malagasy NGO. In this project, we are working together to develop radio broadcasts focusing on hybridity, peace, and conflict and aired in 20 regions in Madagascar.
Nous travaillons avec diverses entités locales pour développer des produits accessibles au grand public. Nous visons à atteindre divers acteurs tels que les décideurs, les jeunes, les étudiants, les aînés, les politiciens, les gens ordinaires et plus encore. Nous avons des histoires à raconter, des histoires oubliées et même des récits qui ont été intentionnellement effacés des mémoires publiques et collectives. La collaboration entre les acteurs externes et locaux n’est pas fructueuse si nous n’intégrons pas les voix des Malgaches dans tous les efforts pour construire la paix. L’élaboration des politiques doit être sensible aux implications de l’hybridité dans les processus de paix et de conflit.
Dans cette entreprise, nous nous sommes associés à Studio Sifaka, une ONG locale produisant des contenus médiatiques (audio, vidéo et web) spécialement conçus pour les jeunes. Les Nations Unies ont créé cette institution en 2019 en partenariat avec la fondation Hirondelle. Aujourd’hui, Studio Sifaka est une ONG malgache. Dans ce projet, nous travaillons ensemble pour développer des émissions de radio axées sur l’hybridité, la paix et les conflits et diffusées dans 20 régions de Madagascar.
DEMOCRACY
COLONIALISM
LAND CONFLICT AND MANAGEMENT
SOCIALISM
FOKONOLONA