Hybritoon

Brought to you by:

Hybritoon

To make our research data accessible to the public, we are working with local artists and the local NGO ARAKE to create cartoons aimed at reaching younger generations.

Andao hiaraka hiroboka ao anatin’ity tontolo manohina ity izay mirakitra ny tena fototry ny fahasorenana eo amin’ny vahoaka malagasy maharitra. Aseho amin’ny sary manaitra ity ny sarin’ny olom-pirenena malagasy mitazona sora-baventy maneho ny feony, maneho ny tsy fahafaliany amin’ireo governemanta nifandimby. Ity asa ity dia manasongadina amin’ny fomba mampihetsi-po ny tsy fahombiazan’ny governemanta nifandimby amin’ny fanomezana ny tena ilain’ny sokajin’olona isan-karazany, anisan’izany ny tantsaha miady amin’ny lalana tsy azo aleha izay manakana ny fahafahany mivarotra ny vokatra sy mivelona. Miitatra amin’ny fanamby midadasika kokoa atrehin’ny Malagasy izany, ohatra ahitana ny fahasimban’ny tontolo iainana, ny kolikoly miparitaka, ny hanoanana ary ny tsy fahampian’ny asa. Ity fitantarana hita maso ity dia fanehoan-kevitra maharesy lahatra momba ireo olana ara-tsosialy sy ara-toekarena mamely ny firenena, mandrisika ny mpijery hisaintsaina ny filàna maika an’ny vahoaka sy ny vahaolana feno sy maharitra.

Step into the poignant world of this cartoon capturing the essence of frustration among the resilient Malagasy people. Illustrated with striking imagery, the cartoon depicts Malagasy citizens holding signs symbolizing their collective voice in expressing discontent with successive governments. The artwork poignantly highlights the government’s historical inability to address the genuine needs of diverse population segments, including farmers grappling with impassable roads hindering their ability to sell produce and earn a livelihood. The depiction extends to the broader challenges faced by the Malagasy, encompassing environmental degradation, pervasive corruption, hunger, and a scarcity of job opportunities. This visual narrative serves as a compelling commentary on the complex socio-economic issues plaguing the nation, urging viewers to reflect on the urgent need for comprehensive and durable solutions. 

Plongez au cœur de ce monde poignant qui saisit l’essence de la frustration parmi les résilients Malgaches. Illustré avec des images frappantes, cet ensemble représente des citoyens malgaches tenant des pancartes symbolisant leur voix collective, exprimant ainsi leur mécontentement envers les gouvernements successifs. L’œuvre met en lumière de manière poignante l’incapacité historique du gouvernement à répondre aux besoins authentiques de divers segments de la population, notamment les agriculteurs luttant avec des routes impraticables entravant leur capacité à vendre leurs produits et à gagner leur vie. La représentation s’étend aux défis plus vastes auxquels sont confrontés les Malgaches, englobant la dégradation de l’environnement, la corruption généralisée, la faim et la rareté des opportunités d’emploi. Ce récit visuel sert de commentaire convaincant sur les problèmes socio-économiques complexes qui affligent la nation, exhortant les spectateurs à réfléchir sur la nécessité urgente de solutions globales et durables. 

Malagasy Claims_Hybritoon

Ity fitantarana ny tantara nangoninay teto Madagasikara ity dia manazava ny fifandraisan’i Madagasikara sy Frantsa. Amin’ity fikarohana velona ity dia mibanjina ny saro-takarina ara-tantara sy ny fomba fijery ankehitriny izay mamolavola ny maha-izy azy ny Malagasy izahay. Antsoina matetika hoe “Reny malala” I LaFrantsa, manana toerana manan-danja eo amin’ny tantaran’ny Malagasy izany, ary maro no mahatsapa ny heriny sy ny fisiany foana amin’ireo disadisa samihafa nanamarika ny dian’ny firenena. Mampiseho fahasahiranana izany, izay heverin’ny Malagasy sasany fa mila fanomezan-dalana foana avy amin’i Frantsa hono ny hetsika rehetra sy ny fanapahan-kevitra eto Madagasikara. Izany dia miteraka disadisa anatiny eo amin’ny samy Malagasy, satria heverina fa misy tokoa ny Malagasy sasany manohy hatrany miaro ny tombontsoan’ny Frantsay na efa natao hoe efa nivoaka izany vanim-potoana fanjanahan-tany izany ary ny Malagasy.

In this captive account from the narratives we collected in Madagascar, this unique cartoon sheds light on the complex relationship between Madagascar and France. In this vivid exploration, we delve into the historical nuances and contemporary perceptions that shape the island’s identity. Often referred to as the “Reny malala” or beloved mother, France holds a significant place in Malagasy history, with many feeling its influence in the various conflicts that have marked the nation’s journey. Our cartoon portrays a thought-provoking perspective, where some Malagasy individuals believe that every action requires the authorization of France, reflecting the intricate dynamics at play. As tensions rise, internal conflicts arise among the Malagasy people, as it is believed that some unwittingly serve French vested interests.  

Ce compte-rendu des récits que nous avons recueillis à Madagascar éclaire la relation complexe entre Madagascar et la France. Dans cette exploration vivante, nous plongeons dans les subtilités historiques et les perceptions contemporaines qui façonnent l’identité de l’île. Souvent désignée sous le nom de “Reny malala” ou mère bien-aimée, la France occupe une place significative dans l’histoire malgache, avec de nombreux ressentant son influence dans les différents conflits qui ont marqué le parcours de la nation. Ceci présente une perspective stimulante, où certains Malgaches estiment que chaque action nécessite l’autorisation de la France, reflétant les dynamiques complexes en jeu. À mesure que les tensions s’intensifient, des conflits internes surgissent parmi le peuple malgache, car il est estimé que certains servent involontairement les intérêts français. 

MIKAJY

MG: Andeha arahantsika i Mikajy, tovovavy iray manomana ny famelabelarany momba ny hybridation.

ENG: Let’s follow the adventures of Mikajy, a young girl preparing her presentation on hybridization.

FR: Suivons les aventures de Mikajy, une jeune fille préparant son exposé sur l’hybridation.

Toko 1 ~ Chapitre 1 ~ Chapter 1

Hybricon  Mada
Hybricon Mada3 weeks ago
🇲🇬 🎙 Salama daholo o, 🎨📚 Antso ho an’ny ankizy, tanora sy ny Mpikaroka rehetra! 🌍🕊️
Tongava miaraka aminay amin'ny hetsika miavaka mandritra ny roa andro izay mampitambatra ny zavakanto sy ny fikarohana amin’ny tantara an-tsary "Mikajy" 🎉. "Mikajy" dia mampahafantatra ny feo azo tamin'ny alalan'ny fikarohana nataonay momba ny filaminana, ny fandriampahalemana, ary ny disadisa.
📍 Toerana : CIDST Tsimbazaza , Antananarivo
📅 12 Jolay Fampahafantarana an'i Mikajy (10 ora maraina - 12 ora atoandro)
Konferansa: Fahafahana safiotra? miaraka amin'i Dr. Alexandre Denis Lahiniriko (1 ora - 2:30 ora tolakandro)
📅 13 Jolay Atrikasa sary miaraka amin’i Lolie @Aurélie Anay & Me_Meva Meva Randriambololona (10 ora maraina - 12 ora atoandro)
Aza adino ity fotoana hampifangaroana ny asan'ny tanora, ny zavakanto sy ny fikarohana ity! Raha mila fanazavana fanampiny sy hisoratra anarana, mandefasa mailaka amin’ny HybriconMada@protonmail.com na antsoy ny +261 34 100 65.
Any izany no ambohim-pihaonantsika! 🌟🖌️📖
-----------------
🇬🇧 🎙 Hello everyone, 🎨📚 Calling All Children, Young People and Researchers! 🌍🕊️
Join us for a unique two-day event that combines art and research with the launch of the comic "Mikajy" 🎉. "Mikajy" tells the voices of the people through our research on hybridity, peace, and conflict processes.
📍 Location: CIDST Tsimbazaza, Antananarivo
📅 July 12 Presentation of Mikajy (10 AM - 12 PM)
Conference: Hybrid Freedom? with Dr. Alexandre Denis Lahiniriko (1 PM - 2:30 PM)
📅 July 13 Drawing Workshop with Lolie & Me_Meva (10 AM - 12 PM)
Don't miss this chance to blend youth's creativity and research! For more information and to confirm your attendance, RSVP at HybriconMada@protonmail.com or call +261 34 100 65.
See you there! 🌟🖌️📖
—————-
🇫🇷 🎙 Bonjour à toutes et à tous, 🎨📚 Appel à tous les enfants, jeunes et chercheurs ! 🌍🕊️
Rejoignez-nous pour un événement unique de deux jours qui combine art et recherche avec le lancement de la bande dessinée "Mikajy" 🎉. "Mikajy" raconte les voix des gens à travers notre recherche sur l'hybridité, la paix et les processus de conflit.
📍 Lieu : CIDST Tsimbazaza, Antananarivo
📅 12 juillet Présentation de Mikajy (10h - 12h)
Conférence : Liberté Hybride ? avec Dr. Alexandre Denis Lahiniriko (13h - 14h30)
📅 13 juillet Atelier de dessin avec Lolie & Me_Meva (10h - 12h)
Ne manquez pas cette occasion de mêler la créativité des jeunes et recherche ! Pour plus d'informations, RSVP à HybriconMada@protonmail.com ou appelez le +261 34 100 65.
À bientôt ! 🌟🖌️📖
Hybricon  Mada
Hybricon Mada6 months ago
🇲🇬 🌐 Manasa antsika rehetra indray izahay hihaino ny laharana faha-10 amin'i Tafa Milamina, ilay fandaharana amin'ny onjam-peo vokarin'i Hybricon Madagascar sy ny Studio Sifaka , izay mitrandraka ny fifampikasohan’ny eto Madagasikara amin’ny any ivelany, sy ny fiantraikan'izany eo amin'ny fisian’ny disadisa
📅 Amin'ny 27 Janoary 2024, no fotoana ao anatin’ny fandaharan’ny studio Sifaka, manerana ny tambazotran’ny onjam-peo miara-miasa aminy.
🌍 Miverimberina ny krizy politika eto Madagasikara ary mandray anjara amin’ny famahana ireny krizy ireny ny avy amin’ny iraisam-pirenena. Ankoatra izay, dia miteraka adihevitra ny fanambarana nataon’ny iraisam-pirenena taorian'ny fifidianana filoham-pirenena Malagasy 2023 noho ny tsikera maro momba ny fizotry ny fifidianana.
🎙 "Inona no fetran'ny firotsahan'ireo mpisehatra iraisampirenena amin'ny famahana ny fifandirana eto Madagasikara?" Io no lohahevitra horesahana ao anatin’ny fandaharana
👥 ireto avy ny mpandray anjara :
1.Ketakandriana Rafitoson, talen'ny Transparency International - Initiative Madagascar
2.Niels Marquardt, masoivohon'i Etazonia, niasa teto Madagasikara teo aloha
3.Maka Alphonse, Filohan'ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy teo aloha
🔍 Aza adinoina ny fanadihadiana avy amin’ny ekipa Hybricon momba ity lohahevitra ity.
Rahampitso izany ny fotoanantsika ao anatin’ny Tafa Milamina!
#TafaMilamina #ConflitsMadagascar #ProcessusDePaix #Hybridité #Madagascar #International
-----------------
🇬🇧 Do not miss the 10th episode of Tafa Milamina, the radio broadcast produced by Hybricon and Studio Sifaka, exploring processes of hybridisation and their impacts on conflicts in Madagascar.
📅 On January 27, 2024, don't miss this special edition broadcast on Studio Sifaka, across its network of partner radios.
🌍 Faced with the recurrence of political crises in Madagascar and the intervention of international actors in mediation, an engaging conversation is anticipated. The contested stance of the international community after the 2023 Malagasy presidential election fuels discussions, due to criticisms of the electoral process.
🎙 The topic of this episode? "What are the limits of international actors' intervention in resolving conflicts in Madagascar?"
👥 Our speakers:
1.Ketakandriana Rafitoson, Director of Transparency International - Initiative Madagascar
2.Niels Marquardt, former U.S. Ambassador to Madagascar
3.Maka Alphonse, former President of the Council for Fampihavanana Malagasy
🔍 Don't miss the in-depth analysis by the Hybricon team on this issue.
Join us tomorrow! #TafaMilamina #ConflictsMadagascar #PeaceProcess #Hybridity #Madagascar #International
—————-
🇫🇷 Nous vous annonçons le 10e épisode de Tafa Milamina, l’émission radio produit par Hybricon et le studio Sifaka, et qui explore les phénomènes d'hybridité et leurs répercussions sur les conflits à Madagascar
📅 Le 27 janvier 2024, ne manquez pas cette édition spéciale diffusée dans l’émission du studio Sifaka , sur tout le réseau de ses radios partenaires.
🌍 Face à la récurrence des crises politiques à Madagascar et à l'intervention des acteurs internationaux dans la médiation, une conversation animée s'annonce. La prise de position contestée de la communauté internationale après l'élection présidentielle malgache de 2023 alimente les discussions, en raison des critiques sur le processus électoral.
🎙 Le sujet de cette émission? "Quelles sont les limites de l'intervention des acteurs internationaux dans la résolution des conflits à Madagascar?"
👥 Nos intervenants:
1.Ketakandriana Rafitoson, Directeur de Transparency International - Initiative Madagascar
2.Niels Marquardt, ancien ambassadeur des États-Unis à Madagascar
3.Maka Alphonse, ancien président du Conseil pour le Fampihavanana Malagasy
🔍 Ne manquez pas l'analyse approfondie de l’équipe Hybricon sur cette question.
A demain!
#TafaMilamina #ConflitsMadagascar #ProcessusDePaix #Hybridité #Madagascar #International Cdt: Studio Sifaka, Oslo Freedom Forum
Hybricon  Mada
Hybricon Mada9 months ago
MG
🗳 Ao anatin'ity fandaharana fahasivy novokarin'i Hybricon Madagascar sy Studio Sifaka ity, hitrandraka ny momba ny fifidianana sy ny anjara asany amin'ny famahana ny krizy ara-politika isika, araka fomba fijerin’ireo mpanohana ny fandriampahalemana liberaly. Lohahevitra iray izay resahana amin'izao fotoana izao izany. Nandray anjara tamin'ny fandriampahalemana teto Madagasikara tokoa ve ny fifidianana? Izany no fanontaniana hapetraka amin’ireo vahinin’ny fandaharana
🌐 Handre ny solontenan'ny EISA ianareo, izay hanazava ny fidiran'ny mpiantsehatra iraisam-pirenena an-tsehatra amin'ny fikarakarana fifidianana aoriana krizy politika
🎙 Dr. Chantale Ramanankasina, mpampianatra lalàna eny amin'ny Oniversiten'Antananarivo, sy i Atoa Nathan Raherivelo, mpanao gazety ara-toekarena, no handray anjara amin’ny adihevitra ao anatin’ny fandaharana
🌍 Ny ekipan'ny tetikasa Hybricon kosa dia hitondra ny fandalinany momba ny fifandraisana misy eo amin'ny krizy nisesy teto Madagasikara sy ny zava-misy ankehitriny, mifandraika amin'ny fifidianana.
Aza adinoina ary ity fandaharana mahaliana manaraka ity.
🌟 #TafaMilamina #Élections #Paix #Madagascar
________
ENG
🎙 Join us this weekend, on Saturday, October 28th, or Sunday, October 29th, as we tune in to Sifaka Studio's partner radio network for the next episode of "Tafa Milamina," the captivating show brought to you by Hybricon in collaboration with Studio Sifaka 📻
🗳 In this ninth episode, we'll be diving deep into the intriguing world of electoral issues and their pivotal role in resolving political crises, a concept championed by proponents of liberal peace. It's a topic that's currently at the forefront of discussions, and we aim to answer the burning question – have elections truly contributed to establishing peace in Madagascar? We'll be posing this crucial question to our esteemed panel of guests.
🌐 You can expect to hear insights from the representative of EISA, shedding light on the international community's involvement in post-electoral political crises.
🎙 Our guests for the day are none other than Dr. Chantale Ramanankasina, a distinguished professor of public law at the University of Antananarivo, and Nathan Raherivelo, an economics specialist. Get ready for thought-provoking perspectives and lively debates that promise to be both engaging and enlightening.
🌍 Lastly, the Hybricon project team will provide their analysis in the closing segment, exploring the links between past crises in Madagascar and the current situation related to elections. A conclusion that promises to be captivating.
Don't miss this information-packed radio broadcast. 🌟 #TafaMilamina #Elections #Peace #Madagascar

_______
FR
🎙 Rejoignez-nous ce samedi 28 octobre ou dimanche 29 octobre aux heures de l'émission du studio Sifaka, sur tout son réseau de radios partenaires, pour un autre numéro de "Tafa Milamina," l’émission produite par Hybricon en collaboration avec le Studio Sifaka. 📻
🗳 Au cœur de cette neuvième émission, nous explorerons les enjeux électoraux et leur rôle dans la résolution des crises politiques, tel que prôné par les partisans de la paix libérale. Un thème au cœur des discussions actuellement. Les élections ont-elles réellement contribué à instaurer la paix à Madagascar ? C'est la question cruciale que nous poserons à nos invités.
🌐 Vous entendrez l'intervention du représentant de l'EISA, qui éclairera sur l’intervention de la communauté internationale dans les crises politiques post-électorales.
🎙 Nos invités du jour sont le Dr. Chantale Ramanankasina, professeur de droit public à l'Université d'Antananarivo, et Nathan Raherivelo, spécialiste en économie. Attendez-vous à des perspectives éclairantes et à un débat animé.
🌍 Enfin, l'équipe du projet Hybricon apportera son analyse en clôture d'émission, explorant les liens entre les crises antérieures à Madagascar et la situation actuelle liée aux élections. Une conclusion qui promet d'être captivante.
Ne manquez pas cette émission riche en informations . 🌟 #TafaMilamina #Élections #Paix #Madagascar
Hybricon  Mada
Hybricon Mada11 months ago
🇲🇬 🎙 Salama daholo o, manasa anao izahay hihaino an’i Tafa Milamina, ilay fandaharana izay mandinika ny fifampikasohan’ny avy eto an-toerana sy ny any ivelany ary ny fiantraikan’izany amin’ny fisian’ny disadisa eto Madagasikara. 🌍✨
📻 Fandaharana faha- 8 ity hivoaka amin’ity herinandro ity, izay iarahan’i Hybricon Madagascar mamokatra amin’ny Studio Sifaka
📅 Daty: 26/27 Aogositra 2023 ⏰ fotoana: jereo eo amin’ny commentaires
Hifanakalo hevitra momba ny lohahevitry ny "Genre" na ny antsoin'ny maro miralenta isika amin’ity herinandro ity. Inona no tonga ao an-tsainao raha mandre izany hoe miralenta izany? Andao hiaraka handinika aminay ny miralenta ao anatin’ny resaka filaminana sy fandriampahalemana eto Madagasikara.
🔍 Ho renao anatin’ny fandaharana :
• Fandinihina ny fanapahan-kevitra 1325 izay noraisin’ ny Firenena Mikambana tamin’ny taona 2000, izay mamaritra ny fandraisana anjaran’ny vehivavy sy ny tovovavy amin’ny resaka filaminana sy fandriampahalemana.
• Fijerena ny drafitrasa nasionalin’i Madagasikara ho fanatanterahana io fanapahan-kevitra io.
🎧 ao anatin’io fandaharana io no handrenesantsika ny feon’ireo olom-pirenena avy amin’ny faritra samihafa momba ny fahafantarany ny hoe “miralenta.”.
💬 An-kafaliana koa no andraisanay an’ireo vahinin’ny fandaharana, Marie Marcelline Rasoloarisoa sy Johanessa Angola Gasy , izay hizara ny traikefany mikasika ny fampiharana ny miralenta tamina tetikasa samihafa notanterahana teto Madagasikara. Ao anatin’io fandaharana io ihany koa no handrenesantsika ny fandalinana avy amin’ny ekipa Hybricon momba ny fanatsarana ny fampiharana ny miralenta eto Madagasikara.
Amin’ny Asabotsy sy Alahady izao ao anatin’ny Tafa Milamina izany ny fotoana! 💡📢
-----------------
🇬🇧 🎙 Hello everyone, we invite you to tune into Tafa Milamina, the radio show exploring the interplay between local and international dynamics and their impacts on conflicts in Madagascar. 🌍✨
📻 Episode 8 of our series, produced by Hybricon and Studio Sifaka, is coming soon!
📅 Date: August 26, 2023 ⏰ Time: see the comments below
This week, let's open a dialogue on a crucial topic: "gender." What thoughts does this evoke for you? Join us for an in-depth analysis of gender within the context of peace and security in Madagascar.
🔍 On the agenda:
• Reflection on United Nations Security Council Resolution 1325 on Women Peace and Security, adopted in 2000.
• Spotlight on the Malagasy National Action Plan (NAP) to implement this resolution.
Don't miss out on this episode full of diverse perspectives! 🎧 You'll hear testimonials from citizens representing different regions of Madagascar, sharing their views on gender.
💬 We're delighted to welcome our special guests, @Marie Marcelline Rasoloarisoa and @Johanesa Angola gasy, who will share their inspiring experience on integrating gender into various projects in Madagascar. And be sure not to miss the analysis by the Hybricon team shedding light on practical and effective applications of the concept of gender in Madagascar.
See you this Saturday on Tafa Milamina! 💡📢
—————-
🇫🇷 🎙 Bonjour à toutes et à tous, nous vous invitons à écouter de Tafa Milamina, l'émission radiophonique qui explore les interactions entre le local et l'international et leur impacts sur les conflits à Madagascar. 🌍✨
📻 Cet Épisode 8 de notre série, en partenariat entre Hybricon et le studio Sifaka, arrive bientôt !
📅 Date : 26 août 2023 ⏰ Heure : à retrouver en commentaire
Cette semaine, ouvrons le dialogue sur un sujet crucial : le "genre". Quelles pensées cela évoque-t-il pour vous ? Rejoignez-nous pour une analyse approfondie du genre dans le contexte des enjeux de paix et de sécurité à Madagascar.
🔍 Au programme :
• Réflexion sur la résolution 1325 des Nations Unies sur les femmes, la paix et la sécurité, adoptée en 2000.
• Mise en lumière du Plan d'Action National malgache pour concrétiser cette résolution.
Ne ratez pas cet épisode riche en perspectives ! 🎧 Vous découvrirez les témoignages de citoyens issus de différentes régions de Madagascar, partageant leur vision du genre.
💬 Nous sommes ravis d'accueillir nos invitées spéciales, @Marie Marcelline Rasoloarisoa et @Johanesa Angola gasy, qui partageront leurs expériences inspirantes sur l'intégration du genre dans divers projets à Madagascar. De plus, ne manquez pas l'analyse de l’équipe Hybricon qui nous éclairera sur les applications pratiques et efficaces du concept de genre à Madagascar.
A samedi dans Tafa Milamina! 💡📢
Hybricon  Mada
Hybricon Mada12 months ago
☺👉 Thank you very much to our guests yesterday! You were amazing! ❤️
☺👉 Merci beaucoup à nos invités d'hier ! Vous étiez formidable! ❤️
Hybricon  Mada
Hybricon Mada12 months ago
When this happens, it's usually because the owner only shared it with a small group of people, changed who can see it or it's been deleted.